2020-10-12 19:52:33 +00:00
|
|
|
\v 15 Ra tià Za anare, de hintandrignia irè didiko, \v 16 ary hivavaka amin'ny Baba Za, de hagnamia anare Mpampahery hafa Izy mbô ake aminare mandrakizay izy - \v 17 ny Fagnahin'ny famarinagna. Tsy afaka mandray Ananjy izô tontolo izô satrià tsy mahita na mafantatra Ananjy. Fô anare kôsa mahay Ananjy, satrià mipaitraka miaraka aminare Izy ary akô agnatinare.
|