bmm_jhn_text_reg/21/15.txt

1 line
498 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-09-02 14:08:06 +00:00
\v 15 Kôfa avy nihinagna lay hanigna nandraigny zaré, de aozy Jesosy tamin'i Simona Petera hoe:" Simona zanak'i Jaona, tià Anahy mihoàtra noho iré mô anô?"Hoy Simona Petera taminanjy hoe:"IaTompo,fantanô fô tià Anô zaho.''Aozy Jesosy taminanjy fahano iré ondriko." \v 16 Nivôlagna am-pagnindroa ndraiky Izy hoe:'' Simona zanak'i Jaona,tià Anahy mô anô?''Aozy i Petera taminanjy hoe:" Ia Tompo, fantanô fô tià Anô zaho.'' Aozin'i Jesosy taminanjy hoe:" Karakaray ny ondrianahy.''