bmm_jhn_text_reg/12/01.txt

1 line
526 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-09-01 18:31:40 +00:00
\v 1 Enin'andro mialôhan'ny pasika,de tônga takô Betania Jesosy,zay nipitrahan'i Lazarosy, lay aifa natsagan'i Jesosy tamin'ny maty. \v 2 Kay nagnano sakafo ho Ananjy zare, ary Marta no nandroso aninjaré, fô Lazarosy ndraiky de agnisan'iré niara-nipaitraka tamin'i Jesosy také amin'ny latabatra. \v 3 Avy té Maria nalaka mainaka magnitra litatra raika zay vita tamin'ny narda sarobidy, kay nagnôsotra ny tongontr'i Jesosy tamin'zagny, ary namafa ny tongony tamin'ny voro-dôhany.Feno ny hagnitr'lay mainaka ny tragno.