diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt new file mode 100644 index 0000000..b7fd17f --- /dev/null +++ b/01/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\c 1 \v 1 Jakõba andevon'Andriamanitra sy tompo Jesosy Kristy, ho anaré fôko roé ambin'ny fôlo nipariàka: magnontasfa. \v 2 Ataôvo hafaliagna aby jiaby zègny, ry ralahy, kôfa misedra olagna isan-karazany anaré. \v 3 Fantanaré fô fitasapagna ny finoagnanaré dia mahatônga faharètagna. \ No newline at end of file diff --git a/01/04.txt b/01/04.txt new file mode 100644 index 0000000..67519d1 --- /dev/null +++ b/01/04.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 4 Ambilay ny faharètagna hagnatantèraka ny asany, mbô tègna hivoàka tantèraka anare, sady feno tantèraka, kè tsy mijaly na ino na ino. \v 5 Fô kô misy tsy manam-pagnahy, aoka izy angaho an-jégny amin'ny Andriamanitra/ lay raiky magnomia an-tsitrapô sy tsy mandatas zègny mangaho aminanjy, fa amiany ananjy zègny. \ No newline at end of file diff --git a/01/06.txt b/01/06.txt new file mode 100644 index 0000000..6115da7 --- /dev/null +++ b/01/06.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 6 Fa ambilay izy angaho amin'ny finoagna, tsy mihènahèna na amin'ino na amin'ino. Fa zègny mihènahèna dia karaha onjan-dranomasigna zègny indôsin-drivotra ke mitompatompa. \v 7 Fa zègny ôlo zègny dia tsy tôkony halak'onogna handray na ino na ino avy amin'ny Tompo. \v 8 Ny ôlogno karahan-jègny miroa saigny, miôvaôva amin'ny diany jiaby. \ No newline at end of file diff --git a/01/09.txt b/01/09.txt new file mode 100644 index 0000000..20020a3 --- /dev/null +++ b/01/09.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 9 Aoka ny ralahy mahantra hagnano fisandratany ho rèharèhanyn, \v 10 fa ny ôlo manan-kariagna amin'ny fihetreny, satria izy dia malazo karaha folèra amin'ny ahitra. \v 11 Fa ny masôva dia mibiagna amin'ny hafanagna mahamay kè magnamaigna ny ahitra. Ny folèra dia mihintsagna, kè hatsaragnany dia levogno. Karaha njègny koa, ny ôlogno manan-kariagna kè halazo amin'ny antsasaky ny diany izy. \ No newline at end of file diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt new file mode 100644 index 0000000..ba1179f --- /dev/null +++ b/01/12.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 12 Sambatra ny ôlogno zègny mahadigny fitsapagna. Satria kôfa avy mandalo fitsapagna izy dia handray satroboninahitra fiainagna, zègny nampanatenaignan-jaré zègny tia an'Andriamanitra. \v 13 Kô misy halaim-pagnahy dia aoka izy tsy hivôlagna fô: "Andriamanitra maka fagnahy anah," satria Andriamanitra tsy azon'ny ratsy alaim-pagnahy, sady tsy mbô maka fagnahy na zôvy na zôvy. \ No newline at end of file diff --git a/01/14.txt b/01/14.txt new file mode 100644 index 0000000..e48f2ad --- /dev/null +++ b/01/14.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 14 Fa samby alaim-pagnahy ny ôlogno amin'ny fagniriany manôkana, zègny mampiemotra sy mandresy ananjy. \v 15 Kôfa avy torotorôgnona ny fagniriagna, dia mitèraka fahotagna zègny. Kè kôfa mitômbo tantèraka ny fahotagna, dia mitèraka fahafatèsagna. \v 16 Aza magneky fitahigna anaré,ralahy malalako. \ No newline at end of file diff --git a/01/17.txt b/01/17.txt new file mode 100644 index 0000000..aa1f346 --- /dev/null +++ b/01/17.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 17 Ny fagnomiazagna tsara jiaby sy fagnomiazagna tônga lafatra jiaby dia avy agny ambôny. Zègny dia mandrôrogna avy amin'ny Rain'ny faha zavagna. Miaraka aminanjy dia tsisy fiovagna na aloka avy amin'ny fiodignana. \v 18 Andriamanitra dia nisafidy hagnomia fahamarinagna antsika amin'ny tenin'ny fahamarinagna, mbô ho karazagna voalôngam-bokatra amin'ny raha jiaby noforôgnony antsika. \ No newline at end of file diff --git a/01/19.txt b/01/19.txt new file mode 100644 index 0000000..d048b77 --- /dev/null +++ b/01/19.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 19 Fantanaré zègny, ry ralahy malalako: aoka ny ôlogno jiaby halaky mitandrégny, tsy halaky hiteny, kè tsy ho môra vignitra. \v 20 Fa ny fahavigniragna tsy ahèfagna na ino na ino, agnatrèhan'Andriamanitra. \v 21 Kè hialao agny ny fahalotoagna jiaby ndraiky faharatsiagna jiaby. Amim-panetren-tègna ke alaivo ny teny èfa napètraka, zègny afaka mamonjy fagnahinare \ No newline at end of file diff --git a/01/22.txt b/01/22.txt new file mode 100644 index 0000000..5552ffd --- /dev/null +++ b/01/22.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 22 Aoka ho mpagnaka ny teny anare fa tsy mpitandregny foagna, kè mamitaka ny tègnanare. \v 23 Fa kô misy mpitandregny ny teny nèfa tsy magnaraka, dia kara ôlo mizaha tarehiny agnaty fitaratra izy. \v 24 Kè mandinika ny tègnany izy nèfa avaké adignony mômmba ananjy. \v 25 Fa ôlogno zègny mandinika tsara ny lalàgnan'ny fahafahagna, tônga lafatra, sy manohy magnano anjagny, fa tsy mpitandregny fôgna na magnadigno, dia hotahigna amizèny asany zègny ôlo zègny. \ No newline at end of file diff --git a/01/26.txt b/01/26.txt new file mode 100644 index 0000000..b53c9d6 --- /dev/null +++ b/01/26.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 26 Kô misy mihevitègna ho mpivavaka, nèfa tsy mamehy lèlany dia mamitaka ny fony izy, kè tsisy dikany ny hivavahany. \v 27 Ny fivavahagna mody tsisy pentigna agnatrèhan'Andriamanitra ndraiky Raintsika dia zao, magnampy zègny kamboty ndaiky mpitôndratègna amin'ny fahoriagnany, sady miaro tègna mbô tsisy pentigna avy amin'ny izao tontolo izao. \ No newline at end of file diff --git a/01/title.txt b/01/title.txt new file mode 100644 index 0000000..48b8fd6 --- /dev/null +++ b/01/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Tôkô: 1 \ No newline at end of file diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt new file mode 100644 index 0000000..f794aa0 --- /dev/null +++ b/03/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\c 3 \v 1 Tsy ôlogno fôntry no tokony ho lasagna mpampianatra, ry ralahiko. Haintsika fô handray fitsaragna mafy kokôa antsika. \v 2 Fa antsika jiaby dia tafitôhagna amin'ny fômba fontry. Kô misy tsy tafitôhagna amin'ny iré koragna, dia lilahy matôtro tantèraka izy, afaka mifehy na dia ny tègnany araiky manontôlo aza. \ No newline at end of file diff --git a/03/03.txt b/03/03.txt new file mode 100644 index 0000000..696be1f --- /dev/null +++ b/03/03.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 3 Ary kô asiantsika lamboridy aké ambavan'jaré sovaly mbô hikehin'jaré antsika, dia afaka mitôndra ny vatan'jaré jiaby foagna koa antsika. \v 4 Zahano foagna koa fô iré sambo, na dia maventy be tokôatra aza izy regny mbola hidôsin'drivotra-mahery, dia vôavilin'ny familiagna samba hely agny amin'jègny jiaby tian'ny mpagnamory. \ No newline at end of file diff --git a/03/05.txt b/03/05.txt new file mode 100644 index 0000000..d861b1a --- /dev/null +++ b/03/05.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 5 Karan'jegny koa ny lèla dia rantsagna hely amin'ny vatagna, kanèfa izy dia mihambo raha bètsaka. Zahano koa ny ahilèzan'ny afo zègny mandôro atiala maro. \v 6 Ny lèla koa dia afo, tontôlon'ny fahotagna napètraka také amin'ny ratsam-batagnantsika. Zègny dia magnisa pentipentigna ny vatagna araiky manontôlo ary mandôro ny lalam-piainagna. Arehitrin'ny helo ny tègnany. \ No newline at end of file diff --git a/03/07.txt b/03/07.txt new file mode 100644 index 0000000..b60bb68 --- /dev/null +++ b/03/07.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 7 Fô ny karazam-bibidia jiaby, vôrogno, biby mandady, ary zava-boarin-dranomasigna dia fôlaka ary nifôlahin'ny ôlombélogno. \v 8 Fa ny mômban'ny lèla, tsisy ôlogno mahavita mamôlaka anjegny. Io dia ratsy tsy hay fihézigny, feno poizigny mafaty. \ No newline at end of file diff --git a/03/09.txt b/03/09.txt new file mode 100644 index 0000000..7ebd7b8 --- /dev/null +++ b/03/09.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 9 Amin'io no hidèrantsika ny Tompo sy ny Ray, ary amin'io no hagnozônantsika ôlogno, zègny natô nitôvy tamin'Andriamanitra. \v 10 Avy amin'jègny vava zègny foagna no hivoahan'ny fitahiagna sy fagnozôgnana. Ry ralahiko, tsy tôkony hibôaka iré raha iré. \ No newline at end of file diff --git a/03/11.txt b/03/11.txt new file mode 100644 index 0000000..b5867fe --- /dev/null +++ b/03/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 11 Moa ny lôharano mô mamôaka rano mamy sy mangidy avy amin'ny fibôahany? \v 12 Moa ny kakazon'aviavy mô, ry ralahiko, mamoa oliva? Na ny voalôboko, mamoa aviavy? Ny rano masira koa dia tsy afaka hagnamia rano mamy. \ No newline at end of file diff --git a/03/13.txt b/03/13.txt new file mode 100644 index 0000000..c118331 --- /dev/null +++ b/03/13.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 13 Zôvy no hendry sy mahay aké antèntègnaniré? Ambilay zègny ôlogno zègny hamoaka fihainagna tsara amin'ny asany amin'ny fanetrèn-tègnan'ny fahendregna. \v 14 Fa koa managna fialôgnana mangidy anaré ary fagnirian-daza ako am-ponaré, dia aza mihambo na mandainga manôhitry ny marigna. \ No newline at end of file diff --git a/03/15.txt b/03/15.txt new file mode 100644 index 0000000..7d026ba --- /dev/null +++ b/03/15.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 15 Zègny dia tsy fahendregna zay nidigna avy agny ambôny. Fa kosa, avy amin'ny tany, ny tsy ara-paganhy, ny demoniaka zègny. \v 16 Fa agny amin'jègny misy fialôgnana sy fagniriagn-daza, dia misy fifanjevogna sy fagnanovagna ny ratsy jiaby. \v 17 Fa ny fahendregna avy agny ambôny dia madi alôha, avy ake feno fiadagnana, malemy fagnahy, mihevitry ny hafa, feno famindram-pô sy vokatra tsara, tsy mamely, ary tsotra. \v 18 Ny vokatra ny fahamarinagna dia voafafy am-piadagnana ake atèntègnan'jaré mampihavagna. \ No newline at end of file diff --git a/03/title.txt b/03/title.txt new file mode 100644 index 0000000..ef09e14 --- /dev/null +++ b/03/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Tôkô faha: 3 \ No newline at end of file diff --git a/05/01.txt b/05/01.txt new file mode 100644 index 0000000..631d809 --- /dev/null +++ b/05/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\c 5 \v 1 Avia, anaré zegny magnan-kariagna, mitomagnia sy migogogogoa nony iré fahoriagna tônga aminaré. \v 2 Ny hariagnanaré èfa io, ary ny fitafiagnanaré efa lanign-kalôlo. \v 3 Ny vôlamènanaré sy ny vôlafôtsinaré dia èfa rifesigny. Ny rifesigny dia ho vavôlombelogno hagnampanga anaré. Handôro nôfonaré karaha afo izégny. Hankajiagnanaré karaha ny hariagnanaré hagny amin'ny andro farany. \ No newline at end of file diff --git a/05/04.txt b/05/04.txt new file mode 100644 index 0000000..ca40f26 --- /dev/null +++ b/05/04.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 4 Igny, ny karaman-jaré mpiasa dia mitarègny-ny karama zegny nitananaré tsy ho anjaré zegny nampamôakatra ny Tsabonaré, ary iré fitaraignan'ny mpijinja èfa tônga agny an-tadigny ny Zagnahary. \v 5 Nihaigny tami'ny hariagna tatô ambôn-tany anaré ary nagnaram-pô tamin'ny tegnanaré. Natavezinaré ny fônaré ho an'ny andro famonoagna. \v 6 Nagnameloko sy namôno ny ôlo-marigny anaré. Tsy nanohitry anaré izy. \ No newline at end of file diff --git a/05/07.txt b/05/07.txt new file mode 100644 index 0000000..7763a28 --- /dev/null +++ b/05/07.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 7 Kôa maharèta, ry ralahy, mandra-pavian'ny Tompo. igny, ny mpamboly mandigny ny vokatra sarobidy avy amin'ny tany. Mandigny amim-paharetagna anjegny izy, mandram-pazahoanian'jegny ny vôlohany sy ny fara-ôragna. Anaré, \v 8 fôgna koa, mahàreta. Hatanjaho ny fônaré satria èfa mariny ny fatongavan'ny Tompo. \ No newline at end of file diff --git a/05/09.txt b/05/09.txt new file mode 100644 index 0000000..02ada4b --- /dev/null +++ b/05/09.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 9 Aza mifampitaregny, ry ralahy, mbo tsy ho tsaraigny anaré. igny ny mpitsara mijaridigny aké am-bavatamiagna. \v 10 Malaka ôhatra, ry ralahy, avy amin'ny fijalianagna sy faharètan'jaré mpaminagny, iré zegny nivôlagna tamin'ny agnaran'ny Tompo. \v 11 igny, atôntsika kara ny miadagna zaré zegny èfa niharitry. Èfa régninaré ny fiharètan'i Joba, ary fantanaré ny tanjognan'ny Tompo ny maha-feno fangorahagna sy famindram-pô Ananjy. \ No newline at end of file diff --git a/05/12.txt b/05/12.txt new file mode 100644 index 0000000..b09e7b2 --- /dev/null +++ b/05/12.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 12 Fô agnambon'ny jiaby, ry ralahikô, aza magnaniany, na amin'ny lagnitry na amin'ny tany, na amin'ny fihainagna hafa. fo kosa, hôka ny vôlagnanaré hoe: "Ia" no "Ia" ary ny "Ahe" no "Ahe," mbo tsy hiditry amin'ny fitsaragna anaré. \ No newline at end of file diff --git a/05/13.txt b/05/13.txt new file mode 100644 index 0000000..97f5d62 --- /dev/null +++ b/05/13.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 13 Misy ôlogno mo aké aminaré mijaly amin'ny andraikitry sarotro? Ôka izy hivavaka. Misy ôlogno faly mo?Ôka izy hihira fideragan. \v 14 Misy marary mo eké antaintaingnanaré?Ôka izy hagnatso ny lôholon'ny fiangonagna, ary hôka zaré hivavaka ho ananjy.Ôka zarè hagnosotro mènaka ananjy amin'ny aganran'ny Tompo. \v 15 Ny fivavaha ny finoagna no hagnasitragna ny ôlogno marary, ary ny Tompo hanangagna ananjy, dia hagnambèla ananjy Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/05/16.txt b/05/16.txt new file mode 100644 index 0000000..9014399 --- /dev/null +++ b/05/16.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 16 Koa mifagnikia heloko anaré, ary mifampivavaha, mbo ho sitragna anaré. Ny vavaka atôn'ôlo-marigny dia tegna matanjaka amin'ny fatôny. \v 17 Elia dia lalahy mitôvy tamintsika fogna. Nivavaka mafy izy mbô tsy hilatsahan'ny ôragn'andro, ary tsy nilatsaka tamin'ny nandritry ny telo tôgno sy enim-bolagna zegny. \v 18 Avy take nivavaka koa Elia. Ny lagnitry dia nagnomia ôran-andro, ary ny tany nagnomia ny vokany. \ No newline at end of file diff --git a/05/19.txt b/05/19.txt new file mode 100644 index 0000000..427aa04 --- /dev/null +++ b/05/19.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 19 Ry halahikô, izy koa misy aké aminaré miala amin'ny fahamarinagan, ary misy araiky mamerigny ananjy, \v 20 dia tokony ho fantan'io ôlogno io fô na izovy na izovy magnala ny mpanota araiky amin'ny lalagna-diso dia hamonjy ananjy amin'ny fahafatèsagna, ary agnarogna fahotagna maroboe. \ No newline at end of file diff --git a/05/title.txt b/05/title.txt new file mode 100644 index 0000000..0c2de4c --- /dev/null +++ b/05/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +TOKO faha: 5 \ No newline at end of file diff --git a/LICENSE.md b/LICENSE.md index 395b1b2..8ed78b1 100644 --- a/LICENSE.md +++ b/LICENSE.md @@ -1,4 +1,5 @@ <<<<<<< HEAD +<<<<<<< HEAD # License ## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0) @@ -29,9 +30,16 @@ No warranties are given. The license may not give you all of the permissions nec This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/). ======= +======= +>>>>>>> 12193fe0d0675a9f93340dbf9b891a255fcbb14b # License This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA. If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/). +<<<<<<< HEAD >>>>>>> ca25e02b8c616fd613eca2d54a2bc29227777ed9 +======= + +This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/). +>>>>>>> 12193fe0d0675a9f93340dbf9b891a255fcbb14b diff --git a/front/title.txt b/front/title.txt new file mode 100644 index 0000000..c523621 --- /dev/null +++ b/front/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Jakoba \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index fa88a53..0dea6cc 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -33,7 +33,8 @@ ], "parent_draft": {}, "translators": [ - "MAD102" + "MAD102", + "LAPTOP-2USC8DL3" ], "finished_chunks": [ "02-title", @@ -50,6 +51,36 @@ "04-06", "04-11", "04-13", - "04-15" + "04-15", + "front-title", + "01-title", + "01-01", + "01-04", + "01-06", + "01-09", + "01-12", + "01-14", + "01-17", + "01-19", + "01-22", + "01-26", + "03-title", + "03-01", + "03-03", + "03-05", + "03-07", + "03-09", + "03-11", + "03-13", + "03-15", + "05-title", + "05-01", + "05-04", + "05-07", + "05-09", + "05-12", + "05-13", + "05-16", + "05-19" ] } \ No newline at end of file