Sun Nov 17 2019 20:13:57 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 20:13:58 -08:00
commit a17e9590c2
20 changed files with 46 additions and 2 deletions

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ry ralahiko, aza mitazogna ny finoagna an'ny Tompontsika Jesosy Kristy. lay Tompon'ny voninahitra, amin'ny fiangarana amin'ny ôlogna asananay. \v 2Atova hoe misy ôlogna magnisy peratra volamena sy akanjo tsara no miditra ako amin'ny fivorianareo, ary misy lalahy mahantra ihany koa magnato lamba maloto. \v 3 Raha mizaha ilè ologna magnisy lamba tsara anà ary mivolagna hoe: '' Azafady mipitraha eto amin'ny toeragana tsara,'' fa hivolagna amin'ilè lalahy mahantra koza hoe: ''Mitsangàna ano ary,'' na hoe: ''Mipetraha eto an-tongotra,'' \v 4ka tsy mifampitsara aminy anan-dre? Ka tsy lasa mpitsara amin'ny eritreri-dratsy anan-dre?

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5Tandrigneso, ry rahalay mlalako, tsy efa nifidin'Andriamanitra ve ny mahantran'izo tontolo izo mbo hanankarena amin'ny finoagna sy mbô mpandova ny fanjakana izo nampananteniny ire izay tian'Anjy? \v 6 Fa anan-dre de nagnalabarka ny mahamtra! Moa tsy ny mpana-karena ve no mampijaly anan-dre? Moa tsy ire va no mitarika anan-dre ho any amin'ny fitsaragna? \v 7 Moa va tsy izi ire no magnaratsy ny agnaragna tsara izay anan-dre?

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9Na izegny aza, raha manantanteraka ny lalagnan'ny mpanjaka anan-dre, araka ny Sôratra Masigna hoe: ''de tiavo ny namano tahaka ny tegnano,'' de magnano tsara anan-dre.\v 9Fa raha magnome sitraka ny ologna asanany koza anan-dre, de manota, ka voheloka kara ny mpamadika lalàna.

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Na zôvy na zôvy mankasitraka ny lalàgna jiaby kanefa lavo amin'ny lalagna iraika monja, de ho meloka amin'ny lalàgna jiaby.\v 11Fa ilè nivolagana hoe: ''Aza mijanganga,'' de nivolagna koa izy hoe: '' Aza mamono ologna.'' Raha tsy mijangajanga anandre, kanefa mamono ologna de lasa mpamadika ny lalàna.

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Nohizany mivolagna sy magnanova kara ire izegy ho tsaraigna amin'ny lalàgnan'ny fahafahagna. \v 11Fa ny fitsragna de tônga de tsisy famindram-pô. Ary ny famindram-po de mandresy ny fitsaragna.

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ino no tsara, ry ralahiko,raha mivolagna ny ologna raika fa efa manamp-pinogna izy, kanefa tsisy asa? \v 15Atôvy hoe misy rahalahy na hanakavy ratsy fitafy sy tsy ampy sakafo isan'andro. \v 16Atôvy hoe misy raika aminan-dre mivolagna amin-jareo hoe: ''Mandehana am-piadanana, magnova mafana ary magnano voky.'' Raha tsy magnôme an-jare ny ràhà tadiaviny vatana anan-dre, ino ny mahatsara izegny.\v 17De karanjany koa ny finoagna, raha tsisy asa izany, de mety.

1
02/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Nèfa mety misy ologna mivolagna hoe: '' Manampinoagna ano, ary izaho managan'asa.'' Atoro zaho ny finogna tsisy asa, dia atoroko ano ny finoako amin'ny alalan'ny asako. \v 19 Ano dia mino fa raika ny Andriamanitra; tsara izegny atôno zegny.Fa na ire demonia aza mino izegny, ka dia magôrohoro zare. \v 20Tianan-drè hofantatra ve, ry rahalahy adaladala, fa ny finoagna tsisy asa dia tsisy ilagna ananjy? [Fanamarihagna: ''Ny dikan-tey talôha asanany dia mamaky hoe: ''Tianan-dre hofantatra va, ry lelahy adaladala, hoe nagnino ny finoagna tsisy asa no maty'']

1
02/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21Tsy tamin'ny asa koa me nagnamarinagna an'i Abraham raintsika rehefa nanondro an'Iska zanagny lahy teo aminy alitara izy? \v 22Hitano fa ny finoagna dia niasa niaraka taminan'ny asany, ary amin'ny asan'ny dia nivotra tanteraka ny finoagnany. \v 23Dia tanteraka ny Sôratra Masigna izè mivolagna hoe: ''abrahama ninoan'Andriamnitra, ka nisaigna taminy fahamarinagna,'' ary izy nantsovigna hoe: sakaizan'Andriamanitra. \v 24 Hitanan-dré izô fa amin'ny asa hanamarinagna ny ologna, fa tsy amin'ny finogna ihany.

1
02/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Karanjègny kôa, Rahaba mpivaro-tègna tsy nohamarinigna tamin'ny asa koa va izy, raha nandray irè fagnasana sy nagnondefa zaré tamin'ny lalagna afa? \v 26Fa maty ny vatagna raha misaraka amin'ny fagnahy dia karanjègny koa ny finogna raha tsisy asa dia maty.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Avitaiza no nivoahany ady sy iré gidragidra také aminan-dre? Mô va tsy fagnirianan-dre zahay miady aminy mpikambagna ake antegateganan-dre? \v 2Magniry anan-dré nefa tsy managna. Mamono sady mitsiriritra anan-dre nefa tsy afaka ny ahazo. Miady sy mifamaly anaré. Tsy managna ananré satria mangataka. \v 3 Managataka anan-dre nefa tsy mahazo satria ratsy fangatahagna, mbô hafahanan-dre mampiasa anizegny fagnirianan-dre.

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Anaré ry Mpijangajanga! Mô tsy fanatanan-dre mè fa ny fisakizagna an'izi tontolo izo dia fampirafesagna manohitra an'Adriamanitra? Kô na zôvy na zôvy te-ho sakaizan' izô tontolo izô dia magnano ny tegnany ho fahavalon'Andriamanitra.\v 5Sa anan-dre mandinika fa ny Sôratra Masigna dia mivolagna zava-poagna hoe: "Ny fagnay zegny natôny nihaigna takô amintsika dia saro-piro lôatra''?

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6Fa Andriamanitra magnome fahasoavagna maromaro kaokao, no hizègny dia ahozy Sôratra Masigna hoe: ''Andriamanitra manohitra ny mpirèharèha, fa magnome fahasoavagna ny mpanetry tègna'' \v 7Ka magneke amin'Andriamanitra. Tohero ny devoly, dia hilèfa anan-dre izy.

1
04/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Magnatôgna an'Andriamanitra, dia hagnatogna anan-dre Izy. Diovy ny tagnan-dre ry mpanota, ary diovy ny fonan-dre ry mpiroa saigna. \v 9 Malahelôva, misaônà, ary mitomagnia! Aôka ny fimœzanan-dre hody fitomagniana, ary ny fifaliagnan-dre ho fanjoretagna. \v 10Manetre-tegna eo anatrehan'ny Tompo hanandratra anan-dre Izy.

1
04/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Aza mifagnaratsy anan-dre, ry rahalahy. Ny ologna izè magnaratsy ny rahalahy na mitsara ny ralahy dia manohitra ny lalàgna na mitsara ny lalàgna. Raha mitsara ny lalàgna anan-dré, dia tsy mpakàto ny lalàgna, fa mpitsara. \v 12Iray ihany no magnome ny lalagna sy mitsara. Izy lay raika afaka mamonjy sy mandringana. Azôvy mè ano,izay mitsara ny namano?

1
04/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13Koa mitandrignesa, anan-dre izay mivolagna hoe: ''Niany na amaraigna hiditra ato amin'ity tanagna ity antsika,hidoka herintogna akagny, hagnano varotra,ary halaka antômbony.'' \v 14 Izôvy no mahafantatra raha hitranga amaraigna,ary ino ny fiainagnan-dre? Fa zavogna mipoitra anan-dre avake dia malaky levona.

1
04/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15Tôkony hivolagna koza anan-dre hoe: ''Raha sitraky ny tompo, dia ho velogna antsika ary hagnano an'ity na hanao an'iroa.'' \v 16Fa avahizo anan-dre dia mipoerapoera aminire tetika mieboebo. Ny fireharehagna jiaby karanjegny dia ratsy. \v 17Ka ho an'izè rehetra mahafantatra ny ratsy nefa tsy magnano izegny, dia heloka ho ananjy izegny

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

View File

@ -1,3 +1,4 @@
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -27,3 +28,10 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> ca25e02b8c616fd613eca2d54a2bc29227777ed9

View File

@ -32,6 +32,24 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD102"
],
"finished_chunks": [
"02-title",
"02-01",
"02-05",
"02-10",
"02-14",
"02-18",
"02-21",
"02-25",
"04-title",
"04-01",
"04-04",
"04-06",
"04-11",
"04-13",
"04-15"
]
}