bmm_heb_text_reg/11/04.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 4 Tamin'ny finoagna no nagnolôran'iAbela fagnatitra tsara kokoà ho an'Andriamanitra noho ny an'i Kaina, tamin'ny alalan'izégny no nagnambarany ananjy ho marigna, ké Andriamanitra nivôlagna tsara ananjy noho iré fagnatiny, ké amin'ny finoagna no mbôla hivolagnan'i Abela, na de efa naty aza izy.