bmm_heb_text_reg/06/13.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 13 Fô tamin'Andriamanitra nagnano ny fampanantinagna tamin'iAbrahama, de nianiana tamin'ny Tegnany Izy, kôfa tsy afaka nianiana tamin'ny ôlogno maventy kokoà. \v 14 Ahozy Izy hoe: ''Zaho de hitahy anà tokoà, ké tegna hahamaro anà.'' \v 15 Tamin'izégny fômba izégny, de nahazo zay nampanantinaigna tafaran'ny niambesany tamim-paharetagna Abrahama.