bmm_heb_text_reg/02/07.txt

1 line
501 B
Plaintext

\v 7 Anà de nagnano ny ôlogno ambany hely noho iré anjely; nosatrohinà satro-boninahitra tamin'ny voninahitra sy dera izy. [Fagnamarihagna: Ny dika-vôlagna sanany talôha de miampy hoe: ''Ké anà nametraka ananjy ambônin'iré asan'ny tagnanà.''] \v 8 Ny raha jiaby de nampanikenà aké amban'ny tongony.'' Fô ho ananjy no nampaniken'Andriamanitra ny raha jiaby. Tsy namela na ino na ino izy ké tsy nampanikeny ananjy. Fô avaizo atsika de tsy mbôla mahita ny raha jiaby nampagnikena ananjy.