bmm_heb_text_reg/01/10.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 10 ''Tagny am-piandohana, ry Tompo, Anà no namorogna ny fototry ny tany. Iré lagnitra de asan'ny tagnanà. \v 11 Ho levona zaré ré, fô anà hanohy. Ho rovitra karaha ny tapa-damba zaré ré. \v 12 Hamoritra ananjy ré karaha ny fitafiagna anà, ké hovaigna karaha ny poti-damba zaré ré. Fô anà de karaha izégny, ké ny taognanà de tsy hanam-pahataperagna.''