1 line
828 B
Plaintext
1 line
828 B
Plaintext
\v 18 Fô anaré tsy tônga také amin'ny tendrombohitra zay tsy azo kasihigna, tendrombohitra ny afo mandoro, haizigna, fahamaizinagna, ké tafiotra. \v 19 Anaré de tsy tônga také amin'ny trompetra magneno mafy, na také amin'ny feo zay mivôlagna iré vôlagna zay ny mpihaino izégny de nangataka mbô tsisy vôlagna hafa ho volagniny aminjaré ré. \v 20 Fô zaré ré tsy afaka niaritra zay nodidiagna hoe: ''Fô na de ny biby mikasika ny tendrombohitra aza, de tsy maintsy ho toraham-bato izégny.'' [Fagnamarihagna: Iré dika-vôlagna sanany talôha de mivaky karanjô: ''''Fô na de biby araiky zay mikasika ny tendrombohitra aza, de tsy maintsy ho toraham-bato izégny na ho vonigna amin'ny zana-tsipika.''''] \v 21 Fô mampitahota lôtra lay fahitagna zay novolagnin'i Mosesy hoe: ''Mihorohoro zaho ké mangovitra'' |