1 line
442 B
Plaintext
1 line
442 B
Plaintext
\v 12 Fô ny Zakan'Andriamanitra de velogna sy mandaitra ké maragnitra noho ny sabatra roy lela. Zégny de magnindrogna hatramin'ny fagnasarahagna ny aigna amin'ny fanahy, ndraiky tonogna amin'ny fanahy aza. Ké afaka fantarigna ny eritreritry ny fô sy iré fiasagna. \v 13 Tsisy famoronagna niafigna také agnatrehan'Andriamanitra. Fô ndraiky, ny raha jiaby de mihariary sy misôkatra aké imason'ilay araiky tsy maitsy hampamoahintsika. |