bmm_heb_text_reg/05/12.txt

1 line
510 B
Plaintext

\v 12 Fô amin'izô fotoagna zô de tôkony ho mpampianatra anarè, anaré de mbôla mila ôlogno hampianatra anaré iré fitsipika fototry ny hafatr'Andriamanitra. Ronono no ilanaré, fô tsy ventin-kanigna! \v 13 Fô ny ôlogno zay misôtro ronono fotsiny de tsy smpy traikefa amin'ny hafatry ny fahamarinagna, satrià izy de mbôla zaza hely. \v 14 Fô ny ventin-kanigna de ho an'iré lehibe. Iré de zay voahôfagna tamin'ny fanavahagna ny tsara amin'ny ratsy ny fahatakarany nohon'ny fahamatoranjaré ré.