\v 6 Karaha izégny foagna koà no nivolagnany tagny amin'ny toeran-kafa hoe: "Anà de mpisôrogna mandrakizay araka ny fômban'i Melkizedeka.''