bmm_heb_text_reg/04/06.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 6 Noho izégny, satrià mbôla vôtôkagna ho an'ny sanany ny fidiragna akô amin'ny fitsaharany, ké satrià maro iré Israelita naharé ny vôvô mahafaly tsy niditra takô nohon'ny tsy fankatoavagna, \v 7 de nametraka andro araiky ndraiky nantsoigna hoe: ''Androany'' Andriamanitra. Taorian'ny andro maro, de nivôlagna tamin'ny alalan'i Davida Izy, karaha zay vôlaza mialôha hoe: ''Niany kôfa naharegny ny feony anaré, de aza magnamafy ny fônaré.''