bmm_heb_text_reg/03/01.txt

1 line
546 B
Plaintext

\v 1 Noho izègny, ry rahalahy masina, nizara ny antson'ny lagnitra anaré. Saino ny momban'i Jesosy, ny apostoly sy mpisorognabe zay kehintsika. \v 2 Izy de natoky an'Andriamanitra, zay nanendry ananjy, karaha an'i Mosesy zay nahatoky takô an-tragnon'Andriamanitra foagna koà. \v 3 Fô Jesosy de efa noraisigna mendrika ny vôninahitra lehibe noho Mosesy, satrià zay magnorigna ny tragno no manan-kaja bebe kokoà noho lay tragno. \v 4 Fô ny tragno jiaby de nisy ôlogno nanorigna, fô ny araiky zay nanorigna ny raha jiaby de Andriamanitra.