\v 7 Noho izégny, izégny de karahan'ny volagnin'ny Fanahy masina hoe: ''Niany, kôfa maharegny ny feony anaré \v 8 de aza magnamafy ny fônaré karaha ny amin'ny fikomiagna, amin'ny fotoagnan'ny fitsapagna agny agn'efitra.