1 line
288 B
Plaintext
1 line
288 B
Plaintext
\v 11 Magniry mafy zahay mbô haneho fahazotoagna karaha izégny hatramin'ny farany ny tsiraikaraiky aminaré ho an'ny antoky ny fahatokiagna feno. \v 12 Izégny de mbô tsy ho lasa kamo anaré, fô ho mpaka-tahaka an'iré zay mandova iré fampanantinagna amin'ny finoagna sy faharetagna. |