bmm_heb_text_reg/02/02.txt

1 line
562 B
Plaintext

\v 2 Fô raha marigna ny hafatra zay novolagninatamin'ny alalan'iré anjely, ké ny fandikan-dalàgna jiaby ndraiky tsy fankatoavagna de mandray sazy ara-drariny, \v 3 de akôry ké no hafahantsika mandositra kôfa tsy miraharaha izégny famonjegna maventy zay nambaran'ny Tompo voalôhany sy namafisin'iré zay naregny izégny tamintsika. \v 4 Tamin'itô fotoagna itô foagna Andriamanitra de nagnamporofo izègny tamin'ny famantaragna, fahagagagna, ké asa mahery samihafa, ké tamin'ny fizaragna iré fagnomezam-pahasoavan'ny Fnahy Masina araka ny sitrapôny.