bmm_heb_text_reg/01/08.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 8 Fô momban'ny Zanaka de ahozy Izy hoe: ''Ny sezy fiandriagnanà, ry Andriamanitra, de mandrakizay ké ho doria. Ny tehin'ny fanjakanà de tehin'ny fitsaragna. \v 9 Nitia ny fahamarinagna anà ké nankahala ny fandikan-dalàgna. Noho izégny Andriamanitra, Andriamanitra, de nagnosotra anà tamin'ny menaky ny hafaliagna mihoatra noho iré mpiara-dia aminà