bmm_heb_text_reg/07/18.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 18 Fô nisy fagnafoagnagna ny didy také alôha satrià nameely sy tsisy dikany izégny. \v 19 Fô tsisy raha natôn'ny lalàgna tônga lafatra. Kanefa, misy ny fampidiragna fahatokiagna tsara kokoà ho an'ny ho avy zay hanatonantsika an'Andriamanitra.