1 line
481 B
Plaintext
1 line
481 B
Plaintext
\v 4 Fô tsy hay atô ho an'iré zay efa nohazavaigna ndraiky mandeha izégny, zay nanandragna ny fanomezagna avy agny an-dagnitra, zay nandray ny Fanahy Masina, \v 5 ké zay nanandragna ny vôlagna tsaran'Andriamanitra sy iré herin'ny vanim-potoagna ho avy, \v 6 saingy avaké de lavo—tsy hay atô ny mamerigna ananjy iré amin'ny fibebahagna ndraiky. Izégny de satrià nomboanjaré ré ho an'ny tagnanjaré ré ndraiky ny Zanak'Andriamanitra, ké nalainy baraka ampahibemaso. |