bmm_heb_text_reg/06/01.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 1 Noho izégny, andeha havelantsika ny fiatombohan'ny hafatr'i Kristy ké handroso amin'ny fahamatoragna. Andeha atsika tsy hametraka ndraiky ny fôtotry ny fibebahagna nohon'ny asan'ny naty ndraiky finoagna an'Andriamanitra, \v 2 na ny fôtotry ny fampianaragna momban'ny batisa, ny famitrahan-tanagna, ny fitsanganan'iré ôlogno naty, ké ny fitsaragna mandrakizay. \v 3 Hagnano izégny foagna koà atsika kôfa avelan'Andriamanitra.