bmm_heb_text_reg/05/09.txt

1 line
359 B
Plaintext

\v 9 Natô ho tônga lafatra Izy ké tônga, ho an'ny ôlogno jiaby zay mankatô Ananjy, lay lôharanon'ny famonjegna mandrakizay. \v 10 De notendren'Andriamanitra karaha ny mpisôrognabe Izy araka ny fômban'i Melkizedeka. \v 11 Mana-kambara betsaka momban'i Jesosy zahay, fô sarotro ny magnazava izégny hatramin'ny naha-lalindalôvagna ny fandrenesanaré.