bmm_heb_text_reg/02/16.txt

1 line
468 B
Plaintext

\v 16 Fô mazava ho ananjy fô tsy iré anjely no vonjeny; fô ndraiky, ny taranak'iAbrahama. \v 17 Noho izégny de mendrika Ananjy atô karaha iré rahalahiny amin'ny fômba jiaby, mbô ho mpisorognabe feno famindram-pô sy fahatokisagna Ananjy amin'ny fifandraisagna amin'iré rahan'Andriamanitra, ké mbô hitôndra momban'ny famelagna iré fahotan'ny ôlogno. \v 18 Satrià Jesosy tegnany no nijaly sy nalaigna fanahy, de afaka magnampy iré zay alaim-pagnahy Izy.