bmm_heb_text_reg/02/05.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 5 Fô tsy tamin'ny anjely no nampagniken'Andriamanitra zao tontôlo zao ho avy, momba zay volagnintsika. \v 6 Fô kôfa, nisy ôlogno nijôro vavolombelogno an'izégny tagny ho agny, magnano hoe: ''Ino ny ôlogno, no masigna ananjy anà? Na ny zanak'ôlogno, no mikarakara ananjy anà?