bmm_heb_text_reg/07/07.txt

1 line
507 B
Plaintext

\v 7 Tsisy fandavagna fô ny ôlogno ambany indrindra de amian'ny ôlogno ambôny indrindra tso-drano. \v 8 Amin'izégny tranga izégny, ny ôlogno mety naty de nandray ampahafôlon-karegna, fô amin'itô tranga itô de vôporofo fô mbôla velogno izy. \v 9 Ké, amin'ny fômba fivôlagna, Levy, zay nandray ampahafôlon-karegna, de nagnefa ampahafôlon-karegna tamin'nyalalan'i Abrahama foagna koà, \v 10 satrià Levy de takô agnatin'ny tegnan'ny razambeny kôfa nihaogna tamin'i Abrahama i Melkizedeka.