bmm_heb_text_reg/02/13.txt

1 line
537 B
Plaintext

\v 13 Ary koà, ''Hatoky ananjy zaho. '' Ary koà: ''Io, aketo zaho sy iré zanaka zay namian'Andriamanitra anahy.'' \v 14 Noho izégny, satrià nofo aman-drà iré zanak'Andriamanitra, de nizara raha karaha izégny niaraka taminjare ré foagna koà Jesosy, mbô ho amin'ny alalan'ny fahafatesagna no hagnafoagnany ny araiky zay managna ny herin'ny fahafatesagna, de ny devoly izégny. \v 15 Izégny de mbô hagnafahany iré jiaby zay nohon'ny tahotra ny fahafatesagna de niaigna ny fiainanjaré jiaby iré takô amin'ny fagnandevozagna.