bmm_heb_text_reg/09/25.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 25 Tsy nandeha takô mbô hanolotra ny tegnany imbetsaka Izy, kaha ny fanaon'ny mpisôrognabe, zay miditry akô amin'ny toeragna masigna indrindra isan-tôgno niaraka tamin'ny ràn'ny hafa. \v 26 Fô kô izégny ny raha-nitranga, de saika nijaly imbetsaka nanômboka tamin'ny fagnorenagna zao tôntolo zao Izy. Fô avaizo de indraika mandeha monjo no nampiseho Ananjy mbô hangala ny fahotagna amin'ny alalan'ny sôron'ny tegnany foagna.