bmm_heb_text_reg/09/03.txt

1 line
541 B
Plaintext

\v 3 Akô ambadiky ny lamba faharoy de nisy efitra araiky hafa, antsoigna hoe toerana masina indrindra. \v 4 Nisy alitara vôlamena ho an'ny ditin-kazo magnitra izegny. Nisy ny fiaran'ny fagnekegna foagna koà, zay rakotra vôlamena tanteraka. Takô agnatin'izégny de nisy siny vôlamena zay nisy ny mana, ny tehin'i Arona zay nagniry, ké iré vato fisaky ny fagnekegna. \v 5 Egny ambônin'ny fiaran'ny fagnekegna, de kerobima be vôninahitra maro no magnakalo ny sarona fagnaronagna, zay tsy afaka volagninay amin'ny antsipirihany avaizo.