bmm_heb_text_reg/07/25.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 25 Noho izégny izy foagna koà de afaka mamonjy tanteraka iré zay magnatogna an'Andriamanitra amin'ny alalany, satrià izy de miaigna foagna mbô hagnelagnelagna ho ananjy iré. \v 26 Fô ny mpisôrognabe karaha izègny de mety ho antsika. Izy de tsy manam-pahotagna, tsy manan-tsigny, madio, nosarahagna tamin'iré mpanota, ké tônga ambôny noho iré lagnitra.