bmm_heb_text_reg/07/22.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 22 Tamin'ny alalan'izégny foagna koà Jesosy no nagnamia antoka ny fagnekem-pihavanagna tsara kokoà. \v 23 Amin'ny lafiny araiky, fontry no tônga mpisôrogno satrià ny fahafatesagna no manakagna ananjy irè hanohy. \v 24 Amin'ny lafiny araiky hafa, satrià Jesosy mitoetra mandrakizay, de managna fisorônagna mandrakizay izy.