bmm_heb_text_reg/07/18.txt

1 line
254 B
Plaintext

\v 18 Fô nisy fagnafoagnagna ny didy také alôha satrià namely sy tsisy dikany izégny. \v 19 Fô tsisy raha natôn'ny lalàgna tônga lafatra. Kanefa, misy ny fampidiragna fahatokiagna tsara kokoà ho an'ny ho avy zay hanatonantsika an'Andriamanitra.