bmm_heb_text_reg/07/15.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 15 Zay volagnintsika de efa mazava kokoà kôfa misy mpisôrogno hafa mitsangagna amin'ny endrik'i Melkizedeka. \v 16 Tsy avy tamin'ny fôtotry ny lalàgnan'ny taranaky ny nôfo no nahatônga ananjy ho mpisôrogna, fô ndraiky avy tamin'ny fôtotry ny herin'ny fiainagna tsy mety levogna. \v 17 Fô ny Sôratra Masina de mijôro vavôlombelogno momba ananjy hoe: ''Anà de mpisôrogno mandrakizay araka ny fômban'i Melkizedeka.