bmm_heb_text_reg/07/11.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 11 Avaizo kôfa azo atô amin'ny alalan'ny fisorôhagna levitika ny fahatanterahagna (fô takô ambanin'izégny ny ôlogno no nandray ny lalàgna), de filàgna bebe kokoà ino no mety nisy ho an'ny mpisôrogna hafa mbô hitsanganagna araka ny fômban'i Melkizedeka, ké tsy raisigna araka ny fômban'i Arona? \v 12 Fô kôfa novàgna ny fisorônagna, de tsy maintsy hovàgna foagna ny lalàgna.