bmm_heb_text_reg/07/04.txt

1 line
656 B
Plaintext

\v 4 Zahavo ny hamaventin'itô lalahy itô. Ny razambentsika Abrahama de nagnamia ny ampahafôlon'iré raha zay azony tamin'ny ady. \v 5 Amin'ny lafiny araiky, iré zanaka lahin'i Levy zay mandray ny fisorônagna de managna baiko avy amin'ny lalàgna mbô hanangogna ny ampahafôlon-karegna avy agny amin'iré ôlogno, izégny de, avy amin'iré rahalahinjaré ré, na izégny aza zaré ré, foagna koà, de avy amin'ny vatan'i Abrahama. \v 6 Fô amin'ny lafiny araiky, Melkizedeka, zay tsy vôsoritra avy aminanjy iré ny taranany, de nandray ampahafôlon-karegna avy amin'i Abrahama, ké nagnamia tso-drano ananjy, lay araiky nanagna iré fampanantinagna.