bmm_heb_text_reg/02/09.txt

1 line
587 B
Plaintext

\v 9 Fô atsika mahita lay araika zay natôny ambany noho iré anjely nandritry ny fotoagna fohy: Jesosy, zay, nohon'ny fijaliany ndraiky fahafatesany, de nosatrohina satro-boninahitra tamin'ny voninahitra sy dera. Ké avaizo tamin'ny alalan'ny fahasoavan'Andriamanitra, no nagnandramany ny fahafatesagna ho an'ny ôlogno jiaby. \v 10 Fô mety amin'Andriamanitra izégny, satrià ny raha jiaby de misy ho Ananjy ké amin'ny alalany, mbô hitondra zanaka maro ho any amin'ny voninahitra. Mety aminy ny hahatônga ny mpitarika ny famonjegna anjaré ré ho feno amin'ny alalan'ny fijaliany.