bmm_heb_text_reg/05/01.txt

1 line
497 B
Plaintext

\v 1 Fô ny mpisôrognabe jiaby, vôfidy avy tamin'ny ôlogno, de notendregna mbô hiasa amin'ny agnaran'ny ôlogno amin'iré raha mahakasika an'Andriamanitra, ké mbô hanolôrany fagnomezagna sy fanatitra ho an'ny ota. \v 2 Izy de afaka mifagnaraka mora amin'ny tsy mahalala ndraiky maniasia satrià izy tegnany foagna koà de vôdidin'ny fahalimiagna. \v 3 Noho izégny, izy foagna koà de notakiagna hanôlotro sorogna ho an'iré otany manôkagna, karaha ny natôny ho an'iré otan'ny ôlogno.