bmm_heb_text_reg/13/20.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 20 Ary lay Andriamanitry ny fiadanagna, zay nanangagna tamin'ny maty lay mpiandry ondry maventy, ny Tompontsika Jesosy, tamin'ny alalan'ny ràn'ny fagnekegna mandrakizay, \v 21 de hagnatsara anaré amin'ny asa tsara jiaby mbô hanaovagna ny sitrapôny. Izy anie hiasa akô agnatintsika zay tegna ankasitrahagna aké agnatrehany, amin'ny alalan'i Jesosy Kristy, zay hamiagna ny voninahitra mandrakizay. Amena.