bmm_heb_text_reg/13/15.txt

1 line
568 B
Plaintext

\v 15 Amin'ny alalany, ké, de andao atsika hagnolotra iré fagnati-pideragna ho an'Andriamanitra hatragny, fideragna vokatry ny molotra zay manaiky ny agnarany. \v 16 Aleo tsy adinointsika ny magnano ny tsara ny magnampy ny tsiraikaraiky avy, Fô amin'ny fagnatitra karaha izégny no tegna mahafaly an'Andriamanitra. \v 17 Mankatoava sy magneky iré mpitarika anarè, fô zaré ré no miahy ny fagnahinaré, karaha irè zay hagnano tatitra. Mankatoava mbô hagnano izégny am-pifaliagna iré mpitôndra anaré, fô tsy am-pisentoagna, zay lasa tsisy dikany ho anaré.