bmm_heb_text_reg/13/09.txt

1 line
515 B
Plaintext

\v 9 Aza manaiky taomigna amin'iré karazagna fampianaragna hafahafa. Fô tsara kôfa tôkony hamafisigna amin'ny fahasoavagna ny fô, fô tsy amin'ny hanigna zay tsy magnampy iré zay mandeha miaraka aminjaré ré. \v 10 Atsika de managna alitara zay tsy anagnan'iré zay manômpo ny tabernakely fahefagna hihinagna. \v 11 Fô ny ràn'iré biby novonigna atô fagnatitra ho an'ny ota de nindôsin'ny mpisôrognabe takô amin'ny toeragna masina, nandritr'izégny ny vatanjaré ré de nodoragna tagny ivelan'ny toby.