\v 7 Hevero iré mpitarika agnaragna, iré zay nivolagna ny Tenin'Andriamanitra taminaré, ké hevero ny vokatrin'ny fihetsinjaré ré. Alay karaha ny finoanjarè ré. \v 8 Jesosy Kristy de tsy miôva omaly, sy niany, ké mandrakizay.