bmm_heb_text_reg/13/03.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 3 Tsarovy iré vôfonja, karaha ny hoe niara-nifatotra taminjaré ré anaré. Tsarovy iré zay nampahoriagna, karaha ny hoe zaré ré foagna koà anaré amin'ny vatagna. \v 4 Ôka ho hajain'ny tsiraikaraiky ny fanambadiagna. Ôka ny fandrian'ny fanambadiagna mbô hadio, fô Andriamanitra de hitsara iré mpangala-badin'ôlogno sy iré mpijangajanga.