bmm_heb_text_reg/11/17.txt

1 line
435 B
Plaintext

\v 17 Tamin'ny finoagna Abrahama, kôfa notsapaigna, de nanolotra an'Isaka. Itô no zanany lahy tôkagna zay natôlony, izy lay nahazo iré fampanantinagna. \v 18 Tamin'i Abrahama no nivolagnany hoe: ''Amin'ny alalan'Isaka no hanondroagna iré taranakanà.'' \v 19 Abrahama de nihevitra fô Andriamanitra de hahavita hanangagna an'Isaka amin'iré naty, ké amin'ny heviny amin'ny ohatra, avy taminjaré ré no hahazoany ananjy ndraiky.