1 line
344 B
Plaintext
1 line
344 B
Plaintext
\v 7 Tamin'ny finoagna Noa, no namiagna ny hafatra avy amin'Andriamanitra momba iré raha zay tsy mbôla hita, niaraka tamin'ny fagnajagna an'Andriamanitra no nagnamboarany ny sambo zay namonjeny ny ankohonany. Fô tamin'ny fanaovagna izégny, no nagnamelohany zao tontôlo zao sy nahatôngavany ho mpandôva ny fahamarignana araky ny finoagna. |