1 line
424 B
Plaintext
1 line
424 B
Plaintext
\v 5 Tamin'ny finoagna no namindragna an'i Enoka mbô tsy ahitany ny fahafatesagna. ''Tsy hita izy, satrià nalain'Andriamanitra.'' Fô talôhan'ny nakagna ananjy, de nijoroagna vavôlombelogna fô nankasitrahan'Andriamanitra izy. \v 6 Ké kôfa tsisy finoagna de tsy mety ho ankasitrahany. Satrià ilaigna hoe zay magnatogna an'Andriamanitra de tsy maintsy mino fô misy Izy ké Izy no mamaly soa an'iré zay mitady Ananjy. |