auto save
This commit is contained in:
parent
9c5be06c74
commit
f4a4cfdb41
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Zahavo ny hamaventin'itô lalahy itô. Ny razambentsika Abrahama de nagnamia ny ampahafôlon'iré raha zay azony tamin'ny ady. Amin'ny lafiny araiky, iré zanaka lahin'i Levy zay mandray ny fisorônagna de managna baiko avy amin'ny lalàgna mbô hanangogna ny ampahafôlon-karegna avy agny amin'iré ôlogno, izégny de, avy amin'iré rahalahinjaré ré, na izégny aza zaré ré, foagna koà, de avy amin'ny vatan'i Abrahama. Fô amin'ny lafiny araiky, Melkizedeka, zay tsy vô
|
Zahavo ny hamaventin'itô lalahy itô. Ny razambentsika Abrahama de nagnamia ny ampahafôlon'iré raha zay azony tamin'ny ady. Amin'ny lafiny araiky, iré zanaka lahin'i Levy zay mandray ny fisorônagna de managna baiko avy amin'ny lalàgna mbô hanangogna ny ampahafôlon-karegna avy agny amin'iré ôlogno, izégny de, avy amin'iré rahalahinjaré ré, na izégny aza zaré ré, foagna koà, de avy amin'ny vatan'i Abrahama. Fô amin'ny lafiny araiky, Melkizedeka, zay tsy vôs
|
Loading…
Reference in New Issue