auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-08-22 10:26:50 -04:00 committed by root
parent db44586be5
commit f43efbff54
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Melkizedeka izégny, mpanjakan'i Salema, mpisôron'Andriamanitra Ambô indrindra, zay nifanena tamin'i Abrahama kôfa niverigna avy nandresy iré mpanjaka ké nitahy anajy. Izy no namian'i Abrahama ny ampahafôlon'ny raha jiaby. Ny agnarany hoe ''Melkizedeka'' de midika hoe ''mpanjakan'ny fahamarinagna.'' Ny agnarany hafa de ''mpanjakan'ny fahamarinagna.'' Ny agnarany hafa de ''mpanjakan'i Salema, '' Izègny de: ''mpanjakan'ny fiadanagna.'' Izy de tsy mana-baba, tsy manan-dreny, tsy managna razambe, ké tsy managna fiatombôhan'irè andro kè tsy managna
Melkizedeka izégny, mpanjakan'i Salema, mpisôron'Andriamanitra Ambô indrindra, zay nifanena tamin'i Abrahama kôfa niverigna avy nandresy iré mpanjaka ké nitahy anajy. Izy no namian'i Abrahama ny ampahafôlon'ny raha jiaby. Ny agnarany hoe ''Melkizedeka'' de midika hoe ''mpanjakan'ny fahamarinagna.'' Ny agnarany hafa de ''mpanjakan'ny fahamarinagna.'' Ny agnarany hafa de ''mpanjakan'i Salema, '' Izègny de: ''mpanjakan'ny fiadanagna.'' Izy de tsy mana-baba, tsy manan-dreny, tsy managna razambe, ké tsy managna fiatombôhan'irè andro kè tsy managna fiafaran'ny fiainagna. Fô ndraiky, mitôvy amin'ny Zanak'Andriamanitra izy, satrià mitoetra ho mpisôrogno mandrakizay.