auto save
This commit is contained in:
parent
731f05bc25
commit
ea66fe78da
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fô mazava ho ananjy fô tsy iré anjely no vonjeny; fô ndraiky, ny taranak'iAbrahama. Noho izégny de mendrika Ananjy atô karaha iré rahalahiny amin'ny fômba jiaby, mbô ho mpisorognabe feno famindram-pô sy fahatokisagna Ananjy amin'ny fifandraisagna amin'iré rahan'Andriamanitra, ké mbô hitôndra momban'ny famelagna iré fahotan'ny ôlogno. Satrià
|
||||
\v 16 Fô mazava ho ananjy fô tsy iré anjely no vonjeny; fô ndraiky, ny taranak'iAbrahama. \v 17 Noho izégny de mendrika Ananjy atô karaha iré rahalahiny amin'ny fômba jiaby, mbô ho mpisorognabe feno famindram-pô sy fahatokisagna Ananjy amin'ny fifandraisagna amin'iré rahan'Andriamanitra, ké mbô hitôndra momban'ny famelagna iré fahotan'ny ôlogno. \v 18 Satrià Jesosy tegnany no nijaly sy nalaigna fanahy, de afaka magnampy iré zay alaim-pagnahy Izy.
|
Loading…
Reference in New Issue