diff --git a/07/01.txt b/07/01.txt index 98a5b18..5b10af1 100644 --- a/07/01.txt +++ b/07/01.txt @@ -1 +1 @@ -Melkizedeka izégny, mpanjakan'i Salema, mpisôron'Andriamanitra Ambô indrindra, zay nifanena tamin'i Abrahama kôfa niverigna avy nandresy iré mpanjaka ké nitahy anajy. Izy no namian'i Abrahama ny ampahafôlon'ny raha jiaby. Ny agnarany hoe ''Melkizedeka'' de midika hoe ''mpanjakan'ny fahamarinagna.'' Ny agnarany hafa de ''mpanjakan'ny fahamarinagna.'' Ny agnarany hafa de ''mpanjakan'i Salema, '' Izègny de: ''mpanjakan'ny fiadanagna.'' Izy de tsy mana-baba, tsy manan-dreny, tsy manaagna \ No newline at end of file +Melkizedeka izégny, mpanjakan'i Salema, mpisôron'Andriamanitra Ambô indrindra, zay nifanena tamin'i Abrahama kôfa niverigna avy nandresy iré mpanjaka ké nitahy anajy. Izy no namian'i Abrahama ny ampahafôlon'ny raha jiaby. Ny agnarany hoe ''Melkizedeka'' de midika hoe ''mpanjakan'ny fahamarinagna.'' Ny agnarany hafa de ''mpanjakan'ny fahamarinagna.'' Ny agnarany hafa de ''mpanjakan'i Salema, '' Izègny de: ''mpanjakan'ny fiadanagna.'' Izy de tsy mana-baba, tsy manan-dreny, tsy managna \ No newline at end of file