Fri Oct 09 2020 16:20:21 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 16:20:22 -04:00
parent d1585097f4
commit 8869fad569
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Magnenjeha fiadagna miaraka amin'ny ôlogno jiaby, ké ny fahamasinagna foagna koà zay tsy hahitan-jôvy na zôvy ny Tompo kôfa tsy miaraka amin'izégny. \v 15 Mitandrema mbô tsisy na zôvy na zôvy tsy hanagna ny fahasoavan'Andriamanitra, ké tsisy fakan'ny fahanginagna mitômbo hiteraka korontagna, mbô tsy ho maro no lasa voaloto amin'izégny. \v 16 Mitandrema mbô tsisy fijangajangagna na ôlogno tsy an'Andriamanitra takô an'i Esao, zay nivarotra ny fizokiany ho an'ny hanigna araiky. \v 17 Fô anaré mahafantatra fô kôfa afaka izégny, kôfa nagniry ny handova ny fitahiagna izy, de nolavigna, satrià ts nahita irika amin'ny fibebahagna izy, na de nikatsaka izégny tamin-dranomaso aza.
\v 14 Magnenjeha fiadagnagna miaraka amin'ny ôlogno jiaby, ké ny fahamasinagna foagna koà zay tsy hahitan-jôvy na zôvy ny Tompo kôfa tsy miaraka amin'izégny. \v 15 Mitandrema mbô tsisy na zôvy na zôvy tsy hanagna ny fahasoavan'Andriamanitra, ké tsisy fakan'ny fahanginagna mitômbo hiteraka korontagna, mbô tsy ho maro no lasa voaloto amin'izégny. \v 16 Mitandrema mbô tsisy fijangajangagna na ôlogno tsy an'Andriamanitra takô an'i Esao, zay nivarotra ny fizokiany ho an'ny hanigna araiky. \v 17 Fô anaré mahafantatra fô kôfa afaka izégny, kôfa nagniry ny handova ny fitahiagna izy, de nolavigna, satrià ts nahita irika amin'ny fibebahagna izy, na de nikatsaka izégny tamin-dranomaso aza.

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 13
Tôko faha 13

View File

@ -157,12 +157,12 @@
"12-04",
"12-07",
"12-09",
"12-12",
"12-14",
"12-18",
"12-22",
"12-25",
"12-27",
"13-title",
"13-01",
"13-03",
"13-05",